Philibert Tsiranana (18 October 1912 – 16 April 1978) was a Malagasy politician and leader who served as the seventh Prime Minister of Madagascar from 1958 to 1959, and then later the first President of Madagascar from 1959 to 1972..
Tsiranana Philibert
I Tsiranana Philibert dia mpanao pôlitika malagasy, filohan' i Madagasikara voalohany, tamin' ny nahazoan' io firenena io ny fahalevan-tena, tamin' ny 1 Mey 1959[1] hatramin' ny 11 Ôktôbra 1972.
Philibert Tsiranana was a Malagasy politician and leader who served as the seventh Prime Minister of Madagascar from 1958 to 1959, and then later the first President of Madagascar from 1959 to 1972.
Nantsoina hoe Repoblika Malagasy (frantsay: République Malgache) izany repoblika voalohany izany. Izy no mpanorina ny antoko pôlitika Parti Social Démocrate (PSD).
Fiainany manokana
[hanova | hanova ny fango]Teraka tamin' ny taona 1912 tao Ambarikorano, Mandritsara ao amin' ny faritanin' i Mahajanga izy.
Nianatra tao amin' ny sekoly ambaratonga voalohany tao Anjiamangirana tao Antsohihy izy. Nanohy ny ambaratonga faharoa fototra tao Analalava tamin' ny taona 1926, ary ny taona 1930 no nidirany tao amin' ny sekoly Le-Myre-de-Vilers; tao no nahazoany ny diplaoma naha-mpampianatra azy tamin' ny faha-roapolo taonany.
Rehefa nampianatra nandritra ny 12 taona izy dia nanao fanadinana hiditra tao amin' ny École Normale de Montpellier tamin' ny taona 1946,